Adresse: lot H 118 M Imerimanjaka 102 ANTANANARIVO Tél: +261 33 12 155 79 e-mail: asandonnymaraina@gmail.com
FAMPIERITRERETANA:
Ireo fahalemena V3 hananan'ny Lehilahy:Voninahitra,Vola,Vehivavy;
Ny fahalemena L3 an'ny Vehivavy:Lamaody,Lela,Lehilahy,
MARINA VE?
« Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? ka tsy tompon'ny tenanareo ianareo. Fa olom-boavidy ianareo, koa dia mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tenanareo. » (1 Korintiana 6:19-20).
ANTSIKA NO MAMALY! VAVAKA: RAY O! MISAOTRA ANAO MITAIZA ANAY MBA HO HITA TARATRA EO @ FIAINANAY FA OLONAO IZAHAY!@ ANARAN’I JESOA KRISTY ZANAK’ANDRIAMANITRA VELONA AVY ANY NAZARETA AMEN!